|
Fanolorana -
Diary
|
|
Nosoratana na napetraky Nanouh RASAMOELY
|
|
Samedi, 29 Mai 2010 00:13 |
|
- Zoma 03/09/ 2010 : Fivorian'ny Biraom-piangonana amin'ny 7 ora sy sasany hariva - 12, rue Dugay Trouin - Asabotsy 04/09/ 2010 : Fivorian'ny mpampianatra ny Sekolin'ny Tenin'Andriamanitra amin'ny 2 ora sy sasany hariva - Vieux Temple - Alahady 05/09/ 2010 : Fidiran'ny Sekolin'ny Tenin'Andriamanitra , taom-pianarana 2010-2011 amin'ny 9 ora sy fahefany- Vieux Temple
10 ora sy sasany : Fanompoam-pivavahana sady fandraisana ny Fanasan'ny Tompo, fitondrana am-bavaka ny taom-piangonana vaovao
- Asabotsy 11/09/2010 : Fihaonana voalohany STK ho amin'ny taom-piangonana vaovao 2010-2011
- Alahady 12, 19 sy 26 /09/2010 : 9 ora sy fahefany : STA
10 ora sy sasany : Fanompoam-pivavahana
- Zomà 17/09/2010 : Fivorian'ny Komitim-piangonana amin'ny 7 ora sy sasany hariva. Rue Bonnat
- Zoma 17 Septambra 2010 : Fivorian'ny Komitim-piangonana amin'ny 7 ora sy sasany hariva - Rue Bonnat
|